Deoteronomia 4:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Ary tamin’izay fotoana izay i Mosesy no nanokana tanàna telo teny ampitan’i Jordana, nanandrify ny fiposahan’ny masoandro,+ Deoteronomia 4:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 mba handosiran’izay nahafaty olona tsy nahy+ nefa tsy nankahala an’ilay olona talohan’izay.+ Ary handositra any amin’ny iray amin’ireo tanàna ireo izy, ka ho velona.+ Josoa 20:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 mba handosiran’izay sendra nahafaty olona*+ tsy nahy. Ho fialokalofana ho anareo ireny tanàna ireny, mba tsy ho azon’ny mpamaly ra+ ianareo.
41 Ary tamin’izay fotoana izay i Mosesy no nanokana tanàna telo teny ampitan’i Jordana, nanandrify ny fiposahan’ny masoandro,+
42 mba handosiran’izay nahafaty olona tsy nahy+ nefa tsy nankahala an’ilay olona talohan’izay.+ Ary handositra any amin’ny iray amin’ireo tanàna ireo izy, ka ho velona.+
3 mba handosiran’izay sendra nahafaty olona*+ tsy nahy. Ho fialokalofana ho anareo ireny tanàna ireny, mba tsy ho azon’ny mpamaly ra+ ianareo.