Nomery 26:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary hoy i Mosesy sy Eleazara+ mpisorona tamin’izy ireo, tany amin’ny lemaka karakaina any Moaba,+ any akaikin’ny Reniranon’i Jordana sady tandrifin’i Jeriko:+ Nomery 33:50 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 50 Ary hoy i Jehovah tamin’i Mosesy, teny amin’ny lemaka karakaina any Moaba, teo akaikin’ny Reniranon’i Jordana, tandrifin’i Jeriko:+ Nomery 35:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Hoy koa i Jehovah tamin’i Mosesy, teny amin’ny lemaka karakaina any Moaba, any akaikin’ny Reniranon’i Jordana+ sady tandrifin’i Jeriko:
3 Ary hoy i Mosesy sy Eleazara+ mpisorona tamin’izy ireo, tany amin’ny lemaka karakaina any Moaba,+ any akaikin’ny Reniranon’i Jordana sady tandrifin’i Jeriko:+
50 Ary hoy i Jehovah tamin’i Mosesy, teny amin’ny lemaka karakaina any Moaba, teo akaikin’ny Reniranon’i Jordana, tandrifin’i Jeriko:+
35 Hoy koa i Jehovah tamin’i Mosesy, teny amin’ny lemaka karakaina any Moaba, any akaikin’ny Reniranon’i Jordana+ sady tandrifin’i Jeriko: