Genesisy 29:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ary bevohoka indray izy ka tera-dahy, dia hoy izy: “Satria efa nihaino i Jehovah,+ noho izaho nankahalaina, ka nomeny an’ity koa aho.” Dia nataony hoe Simeona+ ny anarany. Genesisy 46:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary ny zanakalahin’i Simeona+ dia i Jemoela sy Jamina sy Ohada sy Jakina+ sy Zohara, ary koa Saoly+ zanakalahin’ny vehivavy kananita. Nomery 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ny fokon’i Simeona no hitoby eo anilany, ka i Selomiela+ zanak’i Zorisaday no mpiadidy eo amin’ny taranak’i Simeona. Nomery 26:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary ireto avy ny taranak’i Simeona,+ araka ny fianakaviany avy: Avy tamin’i Nemoela+ ny fianakavian’ny Nemoelita, avy tamin’i Jamina+ ny fianakavian’ny Jaminita, avy tamin’i Jakina+ ny fianakavian’ny Jakinita,
33 Ary bevohoka indray izy ka tera-dahy, dia hoy izy: “Satria efa nihaino i Jehovah,+ noho izaho nankahalaina, ka nomeny an’ity koa aho.” Dia nataony hoe Simeona+ ny anarany.
10 Ary ny zanakalahin’i Simeona+ dia i Jemoela sy Jamina sy Ohada sy Jakina+ sy Zohara, ary koa Saoly+ zanakalahin’ny vehivavy kananita.
12 Ny fokon’i Simeona no hitoby eo anilany, ka i Selomiela+ zanak’i Zorisaday no mpiadidy eo amin’ny taranak’i Simeona.
12 Ary ireto avy ny taranak’i Simeona,+ araka ny fianakaviany avy: Avy tamin’i Nemoela+ ny fianakavian’ny Nemoelita, avy tamin’i Jamina+ ny fianakavian’ny Jaminita, avy tamin’i Jakina+ ny fianakavian’ny Jakinita,