FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 1:53
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 53 Ny Levita kosa hitoby manodidina ny tranolay misy ny Tenin’ny Vavolombelona, mba tsy hisy fahatezerana+ hihatra amin’ny vahoaka, dia ny zanak’Israely. Ary hanao ny fanompoana tokony hatao ao amin’ny tranolay misy ny Tenin’ny Vavolombelona, ny Levita.”+

  • Nomery 3:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “Ampanatony ny fokon’i Levy,+ ka asaivo mijoro eo anatrehan’i Arona mpisorona, mba hanampy+ azy.

  • Nomery 4:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 “Izao no fanompoan’ny taranak’i Kehata ao amin’ny tranolay fihaonana,+ ary zavatra masina indrindra izany:

  • Deoteronomia 10:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “Tamin’izay fotoana izay no nanokanan’i Jehovah ny fokon’i Levy+ mba hilanja ny Vata misy ny fifanekena+ nataon’i Jehovah, sy mba hitsangana eo anatrehan’i Jehovah hanompo azy,+ ary mba hitso-drano amin’ny anarany mandraka androany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara