Nomery 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary nitaraina tamin’i Jehovah momba izay nanjo azy ny vahoaka.+ Rehefa ren’i Jehovah izany, dia tezitra be izy. Koa nisy afo avy tamin’i Jehovah nandoro azy ireo, ka levona ny sasany teny an-tsisin’ny toby.+ Nomery 14:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 “Mandra-pahoviana ity vahoaka ratsy fanahy ity no himenomenona foana amiko toy izao?+ Efa reko ny fimenomenonan’ny zanak’Israely izay imenomenonany amiko.+ Nomery 16:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Koa mivondrona hanohitra an’i Jehovah+ ianao sy ny olonao rehetra. Fa i Arona moa no inona no imenomenonanareo?”+ Nomery 16:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Ny ampitson’iny ihany, dia nimenomenona tamin’i Mosesy sy Arona ny vahoaka manontolo,+ dia ny zanak’Israely, ka nanao hoe: “Ianareo ireo no nahafaty ny vahoakan’i Jehovah.” 1 Korintianina 10:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary aoka isika tsy himenomenona, toy ny sasany tamin’ireny izay nimenomenona,+ ka matin’ny mpandringana.+
11 Ary nitaraina tamin’i Jehovah momba izay nanjo azy ny vahoaka.+ Rehefa ren’i Jehovah izany, dia tezitra be izy. Koa nisy afo avy tamin’i Jehovah nandoro azy ireo, ka levona ny sasany teny an-tsisin’ny toby.+
27 “Mandra-pahoviana ity vahoaka ratsy fanahy ity no himenomenona foana amiko toy izao?+ Efa reko ny fimenomenonan’ny zanak’Israely izay imenomenonany amiko.+
11 Koa mivondrona hanohitra an’i Jehovah+ ianao sy ny olonao rehetra. Fa i Arona moa no inona no imenomenonanareo?”+
41 Ny ampitson’iny ihany, dia nimenomenona tamin’i Mosesy sy Arona ny vahoaka manontolo,+ dia ny zanak’Israely, ka nanao hoe: “Ianareo ireo no nahafaty ny vahoakan’i Jehovah.”
10 Ary aoka isika tsy himenomenona, toy ny sasany tamin’ireny izay nimenomenona,+ ka matin’ny mpandringana.+