FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 3:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “Ampanatony ny fokon’i Levy,+ ka asaivo mijoro eo anatrehan’i Arona mpisorona, mba hanampy+ azy.

  • Nomery 8:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Avy eo dia niditra ny Levita mba hanao ny fanompoany tao amin’ny tranolay fihaonana, teo anatrehan’i Arona sy ny zanany.+ Araka izay nandidian’i Jehovah an’i Mosesy momba ny Levita no natao tamin’izy ireo.

  • Nomery 16:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Tsy ampy anareo angaha ny nanavahan’Andriamanitry ny Israely anareo tamin’ny vahoakan’Israely? Efa navahany+ mantsy ianareo mba haseho eo anatrehany, hanaovanareo ny fanompoana momba ny tranolain’i Jehovah, sy hijoroanareo eo anatrehan’ny vahoaka mba hanompo azy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara