FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 31:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia nirahin’i Mosesy hiantafika ireo arivo lahy isam-poko ireo, niaraka tamin’i Finehasa+ zanak’i Eleazara mpisorona, izay nitondra ny fitaovana masina sy ny trompetra+ fanairana.

  • Mpitsara 20:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Nijoro teo anoloan’izy io+ i Finehasa+ zanak’i Eleazara, zanak’i Arona, tamin’izany andro izany, ka nanao hoe: “Mbola hivoaka hiady amin’ny taranak’i Benjamina rahalahiko ihany ve aho, sa aoka izay?”+ Dia hoy i Jehovah: “Miakara, fa hatolotro eo an-tananao izy rahampitso.”+

  • 1 Samoela 30:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Dia hoy i Davida tamin’i Abiatara+ mpisorona zanak’i Ahimeleka: “Mba ento kely etỳ amiko ny efoda!”+ Koa nentin’i Abiatara teo amin’i Davida ny efoda.

  • 2 Tantara 13:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary mitarika anay ilay tena Andriamanitra+ sy ny mpisorony+ ary ny trompetra fanairana+ izay hotsofina rehefa hamely anareo izahay. Koa aza miady amin’i Jehovah Andriamanitry ny razanareo,+ ry zanak’Israely ô, fa tsy handresy ianareo.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara