Zakaria 7:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Mitsarà araka ny rariny sy ny hitsiny.+ Aoka ianareo hifaneho hatsaram-panahy feno fitiavana,+ sy hifaneho famindram-po.+
9 “Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Mitsarà araka ny rariny sy ny hitsiny.+ Aoka ianareo hifaneho hatsaram-panahy feno fitiavana,+ sy hifaneho famindram-po.+