Ohabolana 16:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ny hatsaram-panahy sy ny fahamarinana no andrakofana fahotana,+ ary ny fahatahorana an’i Jehovah no analavirana ny ratsy.+ Ohabolana 19:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ny hatsaram-panahin’ny olona no zava-tsarobidy ananany,+ ary aleo olona mahantra toy izay mpandainga.+ Hosea 10:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Mamafaza voan’ny fahamarinana,+ dia hijinja hatsaram-panahy feno fitiavana ianareo.+ Tany azo volena no asao+ dieny mbola misy ny fotoana itadiavana an’i Jehovah, mandra-pahatongany+ hampianatra anareo ny fahamarinana.+ Mika 6:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ry zanak’olombelona, efa nolazainy taminao izay tsara.+ Ary inona moa no takin’i Jehovah aminao, afa-tsy ny hanao ny rariny+ sy ny ho tia hatsaram-panahy+ ary ny hanetry tena+ rehefa miara-mandeha amin’Andriamanitrao?+
6 Ny hatsaram-panahy sy ny fahamarinana no andrakofana fahotana,+ ary ny fahatahorana an’i Jehovah no analavirana ny ratsy.+
22 Ny hatsaram-panahin’ny olona no zava-tsarobidy ananany,+ ary aleo olona mahantra toy izay mpandainga.+
12 Mamafaza voan’ny fahamarinana,+ dia hijinja hatsaram-panahy feno fitiavana ianareo.+ Tany azo volena no asao+ dieny mbola misy ny fotoana itadiavana an’i Jehovah, mandra-pahatongany+ hampianatra anareo ny fahamarinana.+
8 Ry zanak’olombelona, efa nolazainy taminao izay tsara.+ Ary inona moa no takin’i Jehovah aminao, afa-tsy ny hanao ny rariny+ sy ny ho tia hatsaram-panahy+ ary ny hanetry tena+ rehefa miara-mandeha amin’Andriamanitrao?+