Ohabolana 24:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Raha hoy ianao: “Tsy nahafantatra an’izany izahay”,+ tsy hahafantatra an’izany koa ve ilay mandinika ny fo?+ Mahalala an’izany tokoa ilay mandinika tsara anao,+ ary hovaliany araka ny nataony avy ny olona.+ Matio 7:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Koa izay rehetra tianareo hataon’ny olona aminareo+ àry, dia mba ataovy aminy koa. Izany, raha ny marina, no tian’ny Lalàna sy ny Mpaminany hambara.+
12 Raha hoy ianao: “Tsy nahafantatra an’izany izahay”,+ tsy hahafantatra an’izany koa ve ilay mandinika ny fo?+ Mahalala an’izany tokoa ilay mandinika tsara anao,+ ary hovaliany araka ny nataony avy ny olona.+
12 “Koa izay rehetra tianareo hataon’ny olona aminareo+ àry, dia mba ataovy aminy koa. Izany, raha ny marina, no tian’ny Lalàna sy ny Mpaminany hambara.+