Joba 24:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Alain’ny ratsy fanahy eny an-tratran-dreniny ny kamboty ray,+Ary alainy ho antoka izay eny an-koditry ny ory.+ Joba 24:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Mandehandeha mitanjaka ireo ory fa tsy miakanjo,Ary noana nefa tsy maintsy mitondra ny salohim-bary voajinja.+
9 Alain’ny ratsy fanahy eny an-tratran-dreniny ny kamboty ray,+Ary alainy ho antoka izay eny an-koditry ny ory.+
10 Mandehandeha mitanjaka ireo ory fa tsy miakanjo,Ary noana nefa tsy maintsy mitondra ny salohim-bary voajinja.+