2 Mpanjaka 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary nisy vehivavy iray vadin’ny zanaky+ ny mpaminany, tonga nitaraina tamin’i Elisa hoe: “Maty ny vadiko mpanomponao, ary fantatrao tsara fa natahotra+ an’i Jehovah foana izy. Tonga anefa izao ny tompon-trosa+ haka ny zanako roa ho andevony.”
4 Ary nisy vehivavy iray vadin’ny zanaky+ ny mpaminany, tonga nitaraina tamin’i Elisa hoe: “Maty ny vadiko mpanomponao, ary fantatrao tsara fa natahotra+ an’i Jehovah foana izy. Tonga anefa izao ny tompon-trosa+ haka ny zanako roa ho andevony.”