FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 18:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “‘Aza aharihary ny fitanjahan’ny anabavinao, na ny fitanjahan’ny zanakavavin-drainao na ny zanakavavin-dreninao, na teraka tao an-trano ireo na tsia. Aza aharihary ny fitanjahany.+

  • Levitikosy 20:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “‘Raha misy lehilahy maka ny anabaviny, na koa ny zanakavavin-drainy na ny zanakavavin-dreniny, ka hitany ny fitanjahan-dravehivavy ary ravehivavy koa mahita ny fitanjahany, dia zava-mahamenatra izany.+ Koa haringana eo imason’ny zanaky ny fireneny izy mianadahy. Ny fitanjahan’ny anabaviny no naharihariny, ka hampamoahina noho ny fahadisoany izy.

  • 2 Samoela 13:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Tsy nety nihaino ny teniny anefa i Amnona fa natanjaka noho izy, ka nampietry azy+ ary nanao firaisana taminy.+

  • Ezekiela 22:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Misy lehilahy manao zava-maharikoriko amin’ny vadin’ny namany,+ ary misy koa manana fitondran-tena baranahiny ka mandoto ny vinantovaviny.+ Misy lehilahy mampietry ny anabaviny, izay zanakavavin-drainy, eo aminao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara