Eksodosy 34:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Fa arodano ny alitarany, torotoroy ny tsangambatony masina, ary kapao ny tsato-kazony masina.+