Nomery 35:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Ary izao no tanàna homenareo ny Levita: Tanàna fialokalofana enina,+ homenareo handosiran’izay nahafaty olona,+ ary tanàna roa amby efapolo koa ankoatra an’ireo.
6 “Ary izao no tanàna homenareo ny Levita: Tanàna fialokalofana enina,+ homenareo handosiran’izay nahafaty olona,+ ary tanàna roa amby efapolo koa ankoatra an’ireo.