8 Ary ireto avy no nomen’izy ireo teny amin’ny faritra atsinanan’ny Reniranon’i Jordana, akaikin’i Jeriko: I Bezera+ any an-tany efitra eny amin’ny lembalemba no avy tamin’ny fokon’i Robena;+ Ramota+ any Gileada no avy tamin’ny fokon’i Gada; ary Golana+ any Basana no avy tamin’ny fokon’i Manase.