FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 4:43
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 43 Ireto avy izany tanàna izany: Bezera+ any an-tany efitra, eny amin’ny lembalemba, ho an’ny Robenita; Ramota+ any Gileada, ho an’ny Gadita; ary Golana+ any Basana, ho an’ny Manasita.+

  • Josoa 21:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Ary nahazo tanàna avy tamin’ny antsasaky ny fokon’i Manase+ ny taranak’i Gersona+ anisan’ny fianakavian’ny Levita, dia ilay tanàna fialokalofan’ny nahafaty olona, izany hoe ny tanànan’i Golana+ any Basana sy ny kijanany. Azony koa i Bestera+ sy ny kijanany. Tanàna roa izany.

  • 1 Tantara 6:71
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 71 Ary ny taranak’i Gersoma+ dia nomena an’i Golana+ any Basana sy ny kijanany, sy Astarta+ sy ny kijanany, avy tamin’ny fianakavian’ny antsasaky ny fokon’i Manase.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara