2 “Izao didy izao no holazainao amin’ny zanak’Israely: ‘Hiditra ao amin’ny tany Kanana ianareo.+ Io ilay tany homena ho lovanareo,+ dia ny tany Kanana araka ny sisin-tany mamaritra azy.+
11 “Mandehana mamakivaky ny toby ka omeo baiko ny vahoaka hoe: ‘Manomàna vatsy ho anareo, fa rehefa afaka telo andro dia hiampita an’irỳ Jordana irỳ ianareo mba haka an’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrareo anareo.’”+