4 I Jehovah Andriamanitrareo no tokony harahinareo, ary izy no tokony hatahoranareo. Ny didiny no hotandremanareo, ary ny feony no hohenoinareo. Izy no hotompoinareo sy hifikiranareo.+
13 Ho ratsy fiafara kosa ny ratsy fanahy,+ sady tsy ho afaka hanalava ny androm-piainany, izay toy ny aloka,+ satria tsy natahotra an’Andriamanitra izy.+