Josoa 13:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary efa antitra sady nandroso taona i Josoa.+ Koa hoy i Jehovah taminy: “Efa antitra sady mandroso taona ianao izao, nefa misy ampahany lehibe amin’ilay tany mbola tokony halaina.+
13 Ary efa antitra sady nandroso taona i Josoa.+ Koa hoy i Jehovah taminy: “Efa antitra sady mandroso taona ianao izao, nefa misy ampahany lehibe amin’ilay tany mbola tokony halaina.+