Josoa 23:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary efa nataon’i Jehovah mandry feizay+ teo anivon’ny fahavalony rehetra nanodidina ny Israely. Andro maro taorian’izay, rehefa antitra sady nandroso taona i Josoa,+ Josoa 24:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Taorian’izany dia maty i Josoa zanak’i Nona, mpanompon’i Jehovah, rehefa folo amby zato taona.+
23 Ary efa nataon’i Jehovah mandry feizay+ teo anivon’ny fahavalony rehetra nanodidina ny Israely. Andro maro taorian’izay, rehefa antitra sady nandroso taona i Josoa,+