-
Josoa 10:40Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
40 Toy izany no namelezan’i Josoa ny tany rehetra teny amin’ny faritra be tendrombohitra+ sy tany Negeba+ sy Sefela+ ary teny amin’ireo tehezan-kavoana,+ mbamin’ny mpanjakan’izy rehetra. Tsy nasiany niangana na iray aza, fa naringany tanteraka+ ny zavamiaina+ rehetra, araka izay nandidian’i+ Jehovah Andriamanitry ny Israely.
-