FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 10:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 “I Jehovah Andriamanitrao no tokony hatahoranao,+ izy no hotompoinao,+ izy no hifikiranao,+ ary amin’ny anarany no hianiananao.+

  • Deoteronomia 11:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 “Fa raha mitandrina an-tsakany sy an-davany ny didy+ rehetra andidiako anareo ianareo ary mankatò izany, ka tia an’i Jehovah Andriamanitrareo+ sy mandeha amin’ny lalany rehetra+ ary mifikitra aminy,+

  • Josoa 22:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Tandremo tsara fotsiny ny didy+ aman-dalàna izay nandidian’i Mosesy mpanompon’i Jehovah anareo, ka tiavo i Jehovah Andriamanitrareo,+ mandehana amin’ny lalany+ rehetra, tandremo ny didiny,+ mifikira mafy aminy,+ ary manompoa+ azy amin’ny fonareo manontolo+ sy ny tenanareo manontolo.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara