Eksodosy 23:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Tsy horoahiko daholo ao anatin’ny taona iray monja anefa izy ireo, sao ho lao ilay tany ka hihamaro hamely anao ny bibidia.+ Josoa 13:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Izao no tany sisa mbola tsy azo:+ Ny faritra rehetran’ny Filistinina+ sy ny Gesorita,+
29 Tsy horoahiko daholo ao anatin’ny taona iray monja anefa izy ireo, sao ho lao ilay tany ka hihamaro hamely anao ny bibidia.+