55 “‘Fa raha tsy roahinareo tsy ho eo anatrehanareo ny mponin’ilay tany,+ dia ho malailay ao anaty masonareo sy ho tsilo eo amin’ny tehezanareo ny olona avelanareo honina ao, ary hampijaly anareo eo amin’ilay tany honenanareo.+
16 Haringanao tanteraka ny firenena rehetra homen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+ Aoka tsy hiantra azy+ ny masonao ary aza manompo ny andriamaniny,+ fa ho fandrika ho anao izany.+