Josoa 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ho taninareo ny tany rehetran’ny Hetita+ manomboka any an-tany efitra sy eo amin’irỳ Libanona irỳ, ka mipaka hatrany amin’ny renirano lehibe, dia ny reniranon’i Eofrata, ary hatrany amin’ny Ranomasina Lehibe manandrify ny filentehan’ny masoandro.+
4 Ho taninareo ny tany rehetran’ny Hetita+ manomboka any an-tany efitra sy eo amin’irỳ Libanona irỳ, ka mipaka hatrany amin’ny renirano lehibe, dia ny reniranon’i Eofrata, ary hatrany amin’ny Ranomasina Lehibe manandrify ny filentehan’ny masoandro.+