Genesisy 17:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary tsy maintsy forana ianareo. Izany no ho famantarana an’ilay fifanekena ataoko aminareo.+ Eksodosy 4:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Koa naka vatoafo i Zipora+ tamin’ny farany, ka noforany ilay zanany.+ Dia nalainy ilay hoditra nesoriny ka nataony nikasoka tamin’ny tongotr’izy io, sady hoy izy: “Fa amiko, dia vady azo tamin’ny ra ianao.”
25 Koa naka vatoafo i Zipora+ tamin’ny farany, ka noforany ilay zanany.+ Dia nalainy ilay hoditra nesoriny ka nataony nikasoka tamin’ny tongotr’izy io, sady hoy izy: “Fa amiko, dia vady azo tamin’ny ra ianao.”