FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 3:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 ary koa i Araba sy ny Reniranon’i Jordana sy ny morony, manomboka any Kinereta+ ka hatrany amin’ny ranomasin’i Araba, dia ny Ranomasin-tsira+ izay eo am-pototry ny tehezan’i Pisga+ manandrify ny fiposahan’ny masoandro.

  • Josoa 12:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Nandresy mpanjaka ny zanak’Israely, ka naka ny tanin’izy ireo teny ampitan’ny Reniranon’i Jordana manandrify ny fiposahan’ny masoandro,+ hatrany amin’ny lohasaha falehan-driakan’i Arnona+ ka hatrany amin’ny Tendrombohitra Hermona,+ sy Araba+ manontolo manandrify ny fiposahan’ny masoandro. Ireto avy izany mpanjaka izany:

  • Josoa 12:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 teny amin’ny faritra be tendrombohitra sy tany Sefela sy tany Araba sy teny amin’ireo tehezan-kavoana sy tany an-tany efitra ary tany Negeba,+ izany hoe ny tanin’ny Hetita sy ny Amorita+ sy ny Kananita sy ny Perizita sy ny Hivita ary ny Jebosita+—eny, ireto avy ireo mpanjaka ireo:

  • Josoa 18:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Dia nitohy hatrany amin’ny ilany avaratra amin’ilay tehezan-kavoana tandrifin’i Araba izany, ka nidina nankany Araba,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara