Deoteronomia 20:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Aza avela hisy zavamiaina ho velona+ kosa ao amin’ny tanànan’ireto firenena ireto izay homen’i Jehovah Andriamanitrao ho lovanao, Josoa 11:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary nalain’ny Israely ho azy ny fananana rehetra voababony tao amin’ireo tanàna ireo mbamin’ny biby fiompy.+ Ny olona rehetra ihany no nasiany tamin’ny lelan-tsabatra, mandra-pandringany azy.+ Tsy nasiany zavamiaina niangana na iray aza.+
16 Aza avela hisy zavamiaina ho velona+ kosa ao amin’ny tanànan’ireto firenena ireto izay homen’i Jehovah Andriamanitrao ho lovanao,
14 Ary nalain’ny Israely ho azy ny fananana rehetra voababony tao amin’ireo tanàna ireo mbamin’ny biby fiompy.+ Ny olona rehetra ihany no nasiany tamin’ny lelan-tsabatra, mandra-pandringany azy.+ Tsy nasiany zavamiaina niangana na iray aza.+