24 Fa efa nomeko ho lovan’ny Levita ny ampahafolon-karena homen’ny zanak’Israely ho fanomezana ho an’i Jehovah. Izany no nilazako taminy hoe: ‘Tsy hahazo lova eo amin’ny zanak’Israely izy ireo.’”+
62 Ary telo arivo sy roa alina no voasoratra anarana tamin’izy ireo, dia ny lahy rehetra iray volana no ho miakatra.+ Fa tsy nosoratana anarana niaraka tamin’ny zanak’Israely izy ireo,+ satria tsy tokony homena lova teo amin’ny zanak’Israely.+
18“Tsy hisy anjara na lova eo amin’ny Israely ho lasa fananan’ny mpisorona sy ny Levita, izany hoe ny fokon’i Levy manontolo.+ Ny fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah, eny, ny anjaran’Andriamanitra no hohanin’izy ireo.+