Nomery 35:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Koa tanàna valo amby efapolo miaraka amin’ny kijanany no homenareo ny Levita.+ Josoa 21:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 ka niteny tamin’izy ireo tao Silo,+ tany Kanana, nanao hoe: “Efa nandidy tamin’ny alalan’i Mosesy i Jehovah fa homena tanàna honenana izahay, ary koa kijana ho an’ny biby fiompinay.”+ 1 Tantara 6:54 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 54 Ary izao no toeram-ponenan’ny taranak’i Arona anisan’ny fianakavian’ny Kehatita,+ araka ireo tobiny misy manda tao amin’ny faritaniny,+ fa izany no anjara azony tamin’ny antsapaka.
2 ka niteny tamin’izy ireo tao Silo,+ tany Kanana, nanao hoe: “Efa nandidy tamin’ny alalan’i Mosesy i Jehovah fa homena tanàna honenana izahay, ary koa kijana ho an’ny biby fiompinay.”+
54 Ary izao no toeram-ponenan’ny taranak’i Arona anisan’ny fianakavian’ny Kehatita,+ araka ireo tobiny misy manda tao amin’ny faritaniny,+ fa izany no anjara azony tamin’ny antsapaka.