Nomery 13:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ary niezaka nampangina ny vahoaka i Kaleba,+ mba hihainoan’izy ireo an’i Mosesy, ka hoy izy: “Andao isika hiakatra avy hatrany, fa tsy maintsy ho azontsika io tany io, satria haharesy azy tokoa isika.”+ Nomery 14:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary i Josoa zanak’i Nona,+ sy Kaleba zanak’i Jefone,+ izay anisan’ireo nijery taratra an’ilay tany, dia nandrovitra ny akanjony,+
30 Ary niezaka nampangina ny vahoaka i Kaleba,+ mba hihainoan’izy ireo an’i Mosesy, ka hoy izy: “Andao isika hiakatra avy hatrany, fa tsy maintsy ho azontsika io tany io, satria haharesy azy tokoa isika.”+
6 Ary i Josoa zanak’i Nona,+ sy Kaleba zanak’i Jefone,+ izay anisan’ireo nijery taratra an’ilay tany, dia nandrovitra ny akanjony,+