Nomery 13:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ary niezaka nampitony ny vahoaka i Kaleba. Nijoro teo anatrehan’i Mosesy ny vahoaka tamin’izay. Dia hoy i Kaleba: “Andao isika tonga dia hiakatra any, fa tsy maintsy ho azontsika io tany io. Tena ho resintsika ny mponina ao.”+
30 Ary niezaka nampitony ny vahoaka i Kaleba. Nijoro teo anatrehan’i Mosesy ny vahoaka tamin’izay. Dia hoy i Kaleba: “Andao isika tonga dia hiakatra any, fa tsy maintsy ho azontsika io tany io. Tena ho resintsika ny mponina ao.”+