Nehemia 11:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ireto tanàna kely+ ireto sy ny sahany no nonenan’ny sasany tamin’ny taranak’i Joda: I Kiriata-arba+ sy ny tanàna niankina taminy, Dibona sy ny tanàna niankina taminy, Jekabzela+ sy ny tanàna keliny,
25 Ireto tanàna kely+ ireto sy ny sahany no nonenan’ny sasany tamin’ny taranak’i Joda: I Kiriata-arba+ sy ny tanàna niankina taminy, Dibona sy ny tanàna niankina taminy, Jekabzela+ sy ny tanàna keliny,