FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 26:55
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 55 Antsapaka+ ihany no hizarana ny tany. Araka ny anaran’ny fokon’ireo rainy no hahazoany lova.

  • Nomery 33:54
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 54 Dia zarao ho anareo ilay tany araka ny fianakaviana+ eo aminareo, ka antsapaka+ no hizaranareo azy. Ampitomboy ny lovan’izay maro, ary ahenao kosa ny lovan’izay vitsy.+ Izay tany azony amin’ny antsapaka no ho lasany.+ Ary araka ny fokon’ny razanareo no hahazoanareo tany.+

  • Ohabolana 16:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Eo am-pofoana no anaovana antsapaka,+ fa ny fanapahan-kevitra rehetra avy amin’izany kosa dia avy amin’i Jehovah.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara