1 Samoela 14:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Ary hoy i Saoly tamin’i Jehovah: “Omeo anay ny Tomima,+ ry Andriamanitry ny Israely ô!” Dia voatana i Jonatana sy Saoly, fa ny olona kosa afaka.+ Asan’ny Apostoly 1:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary nivavaka izy ireo hoe: “Jehovah ô, ianao no mahalala ny fon’ny olona rehetra,+ koa asehoy izay nofidinao amin’izy roa lahy ireto,
41 Ary hoy i Saoly tamin’i Jehovah: “Omeo anay ny Tomima,+ ry Andriamanitry ny Israely ô!” Dia voatana i Jonatana sy Saoly, fa ny olona kosa afaka.+
24 Ary nivavaka izy ireo hoe: “Jehovah ô, ianao no mahalala ny fon’ny olona rehetra,+ koa asehoy izay nofidinao amin’izy roa lahy ireto,