FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 26:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Izao no taranak’i Manase:+ Avy tamin’i Makira+ ny fianakavian’ny Makirita. I Makira kosa niteraka an’i Gileada.+ Ary avy tamin’i Gileada ny fianakavian’ny Gileadita.

  • 1 Tantara 2:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ary nalain’i Gesora+ sy Syria+ tamin’izy ireo i Havota-jaira,+ ary koa Kenata+ mbamin’ireo tanàna niankina taminy, dia tanàna enimpolo. Ireo rehetra ireo no taranak’i Makira rain’i Gileada.

  • 1 Tantara 7:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary ny zanak’i Manase+ dia i Asriela, izay naterak’ilay vadikeliny syrianina taminy.—Niteraka an’i Makira+ rain’i Gileada koa izy io.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara