Deoteronomia 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nomeko ho an’ny antsasaky ny fokon’i Manase kosa ny ambiny amin’i Gileada+ sy ny faritr’i Basana+ manontolo, izay anisan’ny fanjakan’i Oga. Tsy antsoina hoe tanin’ny Refaima+ ve ny faritr’i Argoba+ manontolo, izay anisan’i Basana? Josoa 13:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ary ny antsasak’i Gileada mbamin’i Astarta+ sy Edrehy,+ izay tanàna nofehezin’i Oga mpanjaka tany Basana, dia azon’ny taranak’i Makira+ zanak’i Manase, izany hoe ny antsasaky ny taranak’i Makira, araka ny fianakaviany avy.
13 Nomeko ho an’ny antsasaky ny fokon’i Manase kosa ny ambiny amin’i Gileada+ sy ny faritr’i Basana+ manontolo, izay anisan’ny fanjakan’i Oga. Tsy antsoina hoe tanin’ny Refaima+ ve ny faritr’i Argoba+ manontolo, izay anisan’i Basana?
31 Ary ny antsasak’i Gileada mbamin’i Astarta+ sy Edrehy,+ izay tanàna nofehezin’i Oga mpanjaka tany Basana, dia azon’ny taranak’i Makira+ zanak’i Manase, izany hoe ny antsasaky ny taranak’i Makira, araka ny fianakaviany avy.