FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 20:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 “Raha mivoaka hiady amin’ny fahavalonao ianao, ka mahita soavaly sy kalesin’ady+ ary vahoaka maro noho ianao, dia aza matahotra azy. Momba anao mantsy i Jehovah Andriamanitrao+ izay nitondra anao niakatra avy tany Ejipta.+

  • Deoteronomia 31:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary mahereza sy matanjaha.+ Aza matahotra na mivadi-po eo anatrehany,+ fa i Jehovah Andriamanitrao no miara-mandeha aminao. Tsy handao anao izy ary tsy hahafoy anao mihitsy.”+

  • Josoa 13:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 ary ny mponina rehetra eny amin’ny faritra be tendrombohitra, hatrany Libanona+ ka hatrany Misrefota-maima,+ dia ny Sidonianina+ rehetra. Izaho no handroaka azy ireo tsy ho eo anoloan’ny zanak’Israely.+ Omeo ho lovan’ny Israely fotsiny izany, araka izay nandidiako anao.+

  • Salamo 27:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 I Jehovah no mpanazava+ sy mpamonjy ahy,+

      Koa iza no hatahorako?+

      I Jehovah no manda miaro ny aiko,+

      Koa iza no haharaiki-tahotra ahy?+

  • Romanina 8:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Inona àry no holazaintsika ny amin’izany? Raha momba antsika Andriamanitra, iza no hanohitra antsika?+

  • Hebreo 13:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Koa be herim-po+ àry isika, ka milaza hoe: “Jehovah no mpanampy ahy, ka tsy hatahotra aho. Inona moa no azon’ny olona atao amiko?”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara