3 Koa hoy ny fokon’i Joda tamin’ny fokon’i Simeona rahalahiny: “Andao hiaraka ho any amin’ilay tany azonay tamin’ny antsapaka,+ mba hiady amin’ny Kananita. Dia mba hiaraka aminareo any amin’ny anjara taninareo+ koa izahay.” Koa niaraka taminy izy ireo.+