FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 19:47
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 Kely loatra+ ho an’ny taranak’i Dana anefa ny taniny, ka niakatra hiady tamin’i Lesema+ izy ireo, dia naka azy io ho babo sy namely azy tamin’ny lelan-tsabatra. Ary naka an’ilay tanàna ho fananany izy ireo ka nonina tao. Dia nantsoin’izy ireo hoe Dana i Lesema, araka ny anaran’i Dana razambeny.+

  • Mpitsara 18:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Koa nandeha izy dimy lahy ka tonga tany Laisy,+ ary hitan’izy ireo fa nahavita tena ny mponina tao, araka ny fomban’ny Sidonianina. Nandry feizay izy ireo sady tsy nanana ahiahy,+ ary tsy nisy naharesy na nampahory azy na nihetraketraka taminy tao amin’ilay tany. Ary lavitra an’ireo Sidonianina+ izy ireo, sady tsy nifandray tamin’iza na iza mihitsy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara