Mpitsara 18:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary nantsoin’izy ireo hoe Dana ilay tanàna, araka ny anaran’i Dana+ rainy, izay naterak’i Israely.+ Laisy anefa no anaran’izy io taloha.+
29 Ary nantsoin’izy ireo hoe Dana ilay tanàna, araka ny anaran’i Dana+ rainy, izay naterak’i Israely.+ Laisy anefa no anaran’izy io taloha.+