Mpitsara 3:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Dia niantso vonjy tamin’i Jehovah izy ireo,+ ka nisy mpamonjy notendren’i Jehovah. Tsy iza izany fa i Ehoda+ zanak’i Gera. Benjamita+ i Ehoda, ary kavia+ izy. Ary nampitondrain’ny zanak’Israely fanomezana* ho an’i Eglona mpanjakan’i Moaba izy.
15 Dia niantso vonjy tamin’i Jehovah izy ireo,+ ka nisy mpamonjy notendren’i Jehovah. Tsy iza izany fa i Ehoda+ zanak’i Gera. Benjamita+ i Ehoda, ary kavia+ izy. Ary nampitondrain’ny zanak’Israely fanomezana* ho an’i Eglona mpanjakan’i Moaba izy.