Mpitsara 20:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Novorina koa ny lehilahy israelita afa-tsy ny Benjamita, ka nisy efatra hetsy, izay samy mpitan-tsabatra+ sady lehilahy mpiady.
17 Novorina koa ny lehilahy israelita afa-tsy ny Benjamita, ka nisy efatra hetsy, izay samy mpitan-tsabatra+ sady lehilahy mpiady.