FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 8:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Dia nomeny baiko izy ireo hoe: “Miafena+ any ambadiky ny tanàna ianareo mba hanafika azy. Aza mihataka lavitra loatra amin’ny tanàna anefa, ary aoka ho vonona foana ianareo rehetra.

  • 1 Samoela 15:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Dia tonga hatreo amin’ny tanànan’i Amaleka i Saoly, ka niafina teo akaikin’ny lohasaha falehan-driaka mba hanafika.

  • Ohabolana 24:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Tari-dalana tsara no ilainao ho amin’ny ady,+ ary ahazoana famonjena ny fananana mpanolo-tsaina maro.+

  • Mpitoriteny 9:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Aleo fahendrena toy izay fitaovam-piadiana. Ary afaka manimba zava-tsoa maro na dia mpanota iray monja aza.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara