Josoa 8:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Koa nantsoina daholo ny olona tao an-tanàna mba hanenjika azy ireo. Dia nanenjika an-dry Josoa izy ireo ka voatarika lavitra ny tanàna.+ Mpitsara 20:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Noheverin’ny taranak’i Benjamina kosa fa ho resy ny lehilahy israelita. Nanao tari-dositra+ anefa ny Israely noho ny fatokisany an’ireo nasainy niafina mba hanafika an’i Gibea.
16 Koa nantsoina daholo ny olona tao an-tanàna mba hanenjika azy ireo. Dia nanenjika an-dry Josoa izy ireo ka voatarika lavitra ny tanàna.+
36 Noheverin’ny taranak’i Benjamina kosa fa ho resy ny lehilahy israelita. Nanao tari-dositra+ anefa ny Israely noho ny fatokisany an’ireo nasainy niafina mba hanafika an’i Gibea.