FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 8:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Koa nantsoina daholo ny olona tao an-tanàna mba hanenjika azy ireo. Dia nanenjika an-dry Josoa izy ireo ka voatarika lavitra ny tanàna.+

  • Mpitsara 20:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Koa rehefa nivoaka hifanandrina tamin’ny vahoaka ny taranak’i Benjamina, dia notarihina hanalavitra ny tanàna.+ Ary nanomboka nasian’izy ireo, toy ny teo aloha, ny sasany tamin’ny vahoaka, ka maty noho ny ratra nahazo azy. Koa tokony ho telopolo ny Israelita+ maty tany an-tsaha, teny amin’ireo lalambe, izay miakatra ho any Betela+ ny iray fa ny iray kosa mankany Gibea.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara