FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 26:41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 Ireo no taranak’i Benjamina,+ araka ny fianakaviany avy, ary eninjato sy dimy arivo sy efatra alina no voasoratra anarana.+

  • Mpitsara 20:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Koa niala avy any an-tanànany avy ny taranak’i Benjamina ka nivory tao Gibea, mba hivoaka hiady tamin’ny zanak’Israely.

  • Mpitsara 20:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Nijoro teo anoloan’izy io+ i Finehasa+ zanak’i Eleazara, zanak’i Arona, tamin’izany andro izany, ka nanao hoe: “Mbola hivoaka hiady amin’ny taranak’i Benjamina rahalahiko ihany ve aho, sa aoka izay?”+ Dia hoy i Jehovah: “Miakara, fa hatolotro eo an-tananao izy rahampitso.”+

  • Mpitsara 20:48
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 Ary niverina niady tamin’ny taranak’i Benjamina ny lehilahy israelita ka namely an’ireo tao an-tanàna tamin’ny lelan-tsabatra, hatramin’ny olona ka hatramin’ny biby fiompy ary izay rehetra hita tao.+ Nodorany+ daholo koa izay tanàna rehetra hitany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara