FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 11:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Lehilahy natanjaka sy nahery fo+ i Jefta+ Gileadita.+ Zanaky ny vehivavy mpivaro-tena+ izy, ary i Gileada no rainy.

  • Mpitsara 20:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Dia novorina avy any an-tanànany avy ny taranak’i Benjamina tamin’izay andro izay, ka nisy lehilahy enina arivo sy roa alina, samy mpitan-tsabatra.+ Mbola tsy ao anatin’ireo ny mponina tao Gibea, izay nisy fitonjato lahy voafantina.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara