FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 6:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Dia niseho taminy ilay anjelin’i Jehovah, ka nanao hoe: “Momba anao i Jehovah,+ ry ilay matanjaka sady mahery fo.”

  • 2 Mpanjaka 5:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary nisy lehilahy atao hoe Namàna,+ lehiben’ny tafiky ny mpanjakan’i Syria. Lasa olo-malaza teo anatrehan’ny tompony izy, sady nohajaina fatratra, satria tamin’ny alalany no namonjen’i Jehovah an’i Syria.+ Lehilahy matanjaka sy mahery fo izy, saingy boka.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara